|
|
|
|

Entry1  tsy misy tomika
Part of speech  2  locution
Examples  3  [2.472] Nanantena ny fanjakana fa ho avy Antsihanaka, handeha isam-batana, isan-drafitra sy isan-tsokajy, hiladilady, haneho ny "firaiketana tsy misy tomika".
4  [2.996] Fa mahitsy ny tenin'ny Tompo, ary tanteraka tsy misy tomika ny asany rehetra.
Elementary words  5  tsy misy, tomika

Updated on 2024/12/07